Teny iditra | havana avy any dilambato | |
Singan-teny | havana ; avy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Parents très éloign [...] [tohiny 1.54] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |